Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

I Sina na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina dia firenena any Azia Atsinanana. Ny isan' ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5n' ny isan' ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy "hipoaka" ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan' ny zaza anatin' ny tokantrano iray ho an' ny Sinoa hàna. Nanomboka tamin' ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza roa ny mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin' ny velarany misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia Atsinanana i Sina, ary izy no firenena fahatelo lehibe indrindra maneran-tany amin' ny velarana, ao aorian' i Rosia sy i Kanada.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina ((mg))
([[|Antsipirihany]])([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
Teny ofisialySinoa (Mandarina)
RenivohitraBeijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindraShanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949)
Xi Jinping
Li Qiang
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaSinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bolayuan Renminbi (CNY)
Faritr'oraUTC +8
Hiram-pirenenaLa Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

Voaorina tamin' ny 1 Ôktôbra 1949 ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina, nanaraka ny fandresen' ny antoko kômonista sinoa an' i Guomindang. I Sina dia sivilizasiôna tranainy indrindra mbola misy eto an-tany amin' izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sôsialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin' ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).

Tantarahanova

Tamin' ny 1949 dia nanapitra ny fakan' ny hasina ambon' i Sina an-kôntinenta ny kômonista (miaraka amin' ny nosy Hainan). Tapitra teo ny andron' ny ady an-trano sy ny fizaràna ara-pôlitika. Tamin' ny 1 Ôktôbra dia nanambara ny fiforonan' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina i Mao Zedong teo amin' ny toerana Tien'anmen, any Beijing. Lasa tany Taiwan ny olon' i Guonmindang, Ilay hasina vaovao te hanome toerana ny lamina ekônomika sy sôsialy vaovao, mifantoka amin' ny ohatra sôvietika sy atao ho an' ny zava-misy sinoa.

Jeôgrafiahanova

Tanin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sinahanova

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin' i Taioana. Tononin' ny Taioaney hoe "Repoblikan' i Sina" ny tenany; mitonon-tena ho Sinoa ny Taioaney nefa manao fahaleovantena ara-pôlitika (tsy manaiky ny komonisma ny Sinoa mipetraka any Taioàna). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin' ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary milaza ihany ny fitondran' i Taioàna hoe firenena ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Tsy miaiky ny fikambanana iraisam-pirenena hoe firenena manana fahaleovantena i Taioàna (ohatra ny Firenena Mikambana). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin' i Taoàna. Nanao tolo-kevitra ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina mba hitambatra ao aminy ny Repoblikan' i Sina [1], fa tsy neken' ny fitondranan' ny Repoblikan' i Sina io tolo-kevitra io hatramin' izao.

Tontolo iainana sy ny fiovan' ny toetrandrohanova

Demôgrafiahanova

Ny politikan' ny Zanaka tokanahanova

Tsi-fitovian' ny isan' ny vavy sy ny lehilahyhanova

Ny foko 56: -Hanhanova

-Ny foko 55hanova

Toekarena sôsialistahanova

Pôlitikahanova

Sivanahanova

Fahasalamanahanova

Filaminana administrativahanova

Fianaranahanova

Kolontsainahanova

Fitenyhanova

Fiteny sinoahanova

Ny fiteny sinoa dia fiteny voasokajy ao amin' ny fiteny sinô-tibetaina. 1,3 lavitrisa mahery ny isan' ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao amin' ny vondrom-piteny sinitika, izay antsona hoe "sinoa". Izao ny sampan' ny fiteny sinoa: fiteny sinoa mandarina (izay manana sata ôfisialy), fiteny wu (izay ampiasaina ao amin' ny faritanin' i Jiangsy ary ao Zhejiang), fiteny kantôney (tenenina ao amin' ny faritanin' i Guangdong, i Guangxi), fiteny gan (tenenina ao amin' ny faritanin' i Jiangxi), fiteny hakka (tenenina ao amin' ny tapany avaratr' i Guangdong sy Fujian), ny fiteny min (izay hita ao amin' ny faritanin' i Guangdong, ny Fijian), ny fiteny xiang (ao Hunan), ny fiteny jin (any amin' ny tapany avaratr' i Sina, karazany amin' ny fiteny sinoa avaratra), ny fiteny hui (karazan' ny fiteny wu), fiteny ping (karazan' ny fiteny kantôney).

Kôdyhanova

Jereo koahanova

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelanyhanova

Tsiahyhanova

  1. Hevitr'i Deng Xiao Ping
🔥 Top keywords: Baike: FandraisanaJinyIndôneziaModule:ArgumentsManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaKabary famangianaEjipta tamin' ny Andro TalohaBaike: Efemerida/toromarikaPaskaFiraisana ara-nofoManokana:Fiovana faranyBaike: FikambananaMediaWikiFiteny jeôrjianaDokuWikiHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFanandroana malagasyMadagasikaraAdékanmi OlufadéTuriúbaWikimedia FoundationTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki BaikeBaike: CopyrightsAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaBaike: DinikaAl-TabariTorkiaAl-Nasa'iWikibolanaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesTaom-baovao malagasyWikimaniaSahih al-TirmidhiRobin WilliamsFanoroana:FandraisanaKolontsaina malagasyWilliam KamkwambaBetsimisarakaAbu Dawud al-SijistaniWikiBatisaSiddhartha GautamaDidy FoloSikidy malagasyFampakaram-badyAl-TirmidhiSiansaVendéeTetiandro malagasyIbn MajahFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraBaike: Community PortalBilbaoBaike: MombamombaMuhammad al-BukhariOniversiteAostraliaFiteny araboBaike: Fototra dimyFaritra SofiaEkaterina IINapoléon IJodasy IskariôtaWayback MachineSahih al-BukhariAntônio de Oliveira FilhoBaike: MpandrindraKatsakaSaryFiteny indônezianaAnjelyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKutub al-SittahBaike: Kianjam-pasikaKininina (zavamaniry)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanoroana:Ahoana no manao takelakaForyWash WestBokin' ny SalamoAziaFiteny javaneyHerinandro MasinaOdyValladolidWikimedia CommonsFanasan-tongotra (fivavahana)René DescartesGugnécourtSorona masinaSary:The Minnesota legislative manual. 1985-1986.pdfFanasan' ny TompoSokajy:Teraka tamin'ny taona 1701