Panamà

(tonga teto avy amin'ny Panama)
República de Panamá ((es))
Repoblikan' i Panamà ((mg))
Sainan'i Panamamari-piandrianan'i Panama
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra : Pro Mundi Beneficio
(Pour le plus grand bien du monde entier)
Teny ofisialyfiteny espaniola
RenivohitraPanamá
Tanàna ngeza indrindraPanamá
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Juan Carlos Varela
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 115
78 200 km²
2,9%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 131
3 292 693 mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaPanameanina
IDH (2004)Mihakatra 0,832 (ambony) faha 58
Sandam-bolaBalboa (PAB)
Faritr'oraUTC -5
Hiram-pirenenaHimno Istmeño
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+507

I Panamà na Panama dia firenena any amin' ny farany atsimon' i Amerika Afovoany, eo amin' ny andilan-tany (Andilalan-tanin' i Panamà) mampitohy an' i Amerika Atsimo sy Amerika Afovoany. Mizara sisintany amin' i Kôsta Rika sy Kôlômbia izy. Manana velarany mirefy 75 640 km² izy. Ny renivohiny dia i Panamá. Ny anisan' ny mponin' i Panamà dia 3,3 tapitrisa (Desambra 2006).

Lalovan' ny Lakandrano' i Panamà, izay mampitohy ny Ranomasimbe Atlantika amin' ny Ranomasimbe Pasifika i Panamà.

Ny vohon' ny tanin’ ilay firenena dia be tendrombohitra (mamakivaky ilay ny firenena ny tendrombohitra amin' ny sakany, avy any andrefana ka hatrany atsinanana) ary ny faritra misy ala dia andalovan' ny renirano maro izay midina avy any an-tendrombohitra mankany an-dranomasina.

Ny mponina ao Panamà dia samy hafa fiaviana: ao ny Amerindiana, ny Afrikana ary ny Eorôpeana. Katôlika ny ankamaroan' ny Panameana.

Ny loharanon-karena lehibe indrindra ao amin' ilay firenena dia avy amin' ny fampiasana ny Lakandranon' i Panamà, izay nanomboka tamin' ny 1914 dia lalana lehibe ara-barotra eo anelanelan' i Atlantika sy i Pasifika (tsy mila mihodidina an' i Amerika Atsimo).

Sarin-tanin' ny Panamà

Faritanin' i Kôlômbia Lehibe izy talohan' ny fahaleovantenany tamin' ny taona 1903.

Fiforonan-tenyhanova

Betsaka ny teôria misy momban' ny fiavian' ny anarana hoe Panama. Misy milaza fa avy amina karazan-kazo ny anarana hoe Panamà; misy koa ny milaza fa tamin' ny taonan' ny mpanjanatany voalohany tonga tany, betsaka ny lolo amin' ny volana Aogositra ary panamá no anaran' ny lolo amin' ny fiteny tompontany. Ny tena malaza tamin' ireo teôria ireo dia ilay vohitra ipetrahan' ny mpanjono manana anarana hoe Panama, izay midika hoe "trondro".

Jeôgrafiahanova

I Panamà dia firenen' i Amerika Afovoany, voafaritry ny Ranomasina Karaiba, ny Ranomasimbe Pasifika, i Kôlômbia ary i Kôsta Rika.

Tantarahanova

Kolontsainahanova

Toe-karenahanova

Jereo koahanova

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

🔥 Top keywords: Baike: FandraisanaJinyIndôneziaModule:ArgumentsManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaKabary famangianaEjipta tamin' ny Andro TalohaBaike: Efemerida/toromarikaPaskaFiraisana ara-nofoManokana:Fiovana faranyBaike: FikambananaMediaWikiFiteny jeôrjianaDokuWikiHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFanandroana malagasyMadagasikaraAdékanmi OlufadéTuriúbaWikimedia FoundationTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki BaikeBaike: CopyrightsAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaBaike: DinikaAl-TabariTorkiaAl-Nasa'iWikibolanaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesTaom-baovao malagasyWikimaniaSahih al-TirmidhiRobin WilliamsFanoroana:FandraisanaKolontsaina malagasyWilliam KamkwambaBetsimisarakaAbu Dawud al-SijistaniWikiBatisaSiddhartha GautamaDidy FoloSikidy malagasyFampakaram-badyAl-TirmidhiSiansaVendéeTetiandro malagasyIbn MajahFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraBaike: Community PortalBilbaoBaike: MombamombaMuhammad al-BukhariOniversiteAostraliaFiteny araboBaike: Fototra dimyFaritra SofiaEkaterina IINapoléon IJodasy IskariôtaWayback MachineSahih al-BukhariAntônio de Oliveira FilhoBaike: MpandrindraKatsakaSaryFiteny indônezianaAnjelyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKutub al-SittahBaike: Kianjam-pasikaKininina (zavamaniry)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanoroana:Ahoana no manao takelakaForyWash WestBokin' ny SalamoAziaFiteny javaneyHerinandro MasinaOdyValladolidWikimedia CommonsFanasan-tongotra (fivavahana)René DescartesGugnécourtSorona masinaSary:The Minnesota legislative manual. 1985-1986.pdfFanasan' ny TompoSokajy:Teraka tamin'ny taona 1701