Ondry

Ny ondry dia biby fiompy misy nono sady mihinana ahitra ary mamadi-kota izay mifanakaiky karazana amin' ny osy, sady ao amin' ny fianakaviamben' ny karazana omby. Ny ondry dia anisan' ireo biby nompian' ny olona voalohany ary ny iompiana azy indrindra dia ny rononony, ny henany, ny hodiny, sy ny volony. Ny volon' ondry no tsiraka ampiasaina indrindra avy amin' ny biby. Maro karazana ny ondry, ka odry fiompy ny karazany iray ary indridia ny enina amin' ireo izay mbola misy amin' izao. Nanomboka niompy ondry ny olombelona tamin' ny faramparan' ny taonarivo faha-6 tal. J.K. ka ondridia avy any Afovoany Atsinanana (avy any atsimo-atsinanan' i Anatôlia na Zargos) no nompiana voalohany.

Andian' ondry

Ompiana eran' izao tontolo izao ny ondry sady mitana anjara toerana lehibe tamin' ny sivilizasiôna maro. Amin' izao fotoana izao dia i Aostralia, i Zelady Vaovao, i Sina, i Nizerià, i Patagônia ary ny Fanjakana Mitambatra no faritra mpiompy ondry betsaka indrindra eran-tany. Amin' ny fivavahana maro dia atao sorona ny ondry, indrindra ao amin' ny finoana silamo isaky ny fetin' ny Idy al Ada (na Idy el Kebiry).

Jereo koahanova

🔥 Top keywords: Baike: FandraisanaJinyIndôneziaModule:ArgumentsManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaKabary famangianaEjipta tamin' ny Andro TalohaBaike: Efemerida/toromarikaPaskaFiraisana ara-nofoManokana:Fiovana faranyBaike: FikambananaMediaWikiFiteny jeôrjianaDokuWikiHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFanandroana malagasyMadagasikaraAdékanmi OlufadéTuriúbaWikimedia FoundationTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki BaikeBaike: CopyrightsAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaBaike: DinikaAl-TabariTorkiaAl-Nasa'iWikibolanaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesTaom-baovao malagasyWikimaniaSahih al-TirmidhiRobin WilliamsFanoroana:FandraisanaKolontsaina malagasyWilliam KamkwambaBetsimisarakaAbu Dawud al-SijistaniWikiBatisaSiddhartha GautamaDidy FoloSikidy malagasyFampakaram-badyAl-TirmidhiSiansaVendéeTetiandro malagasyIbn MajahFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraBaike: Community PortalBilbaoBaike: MombamombaMuhammad al-BukhariOniversiteAostraliaFiteny araboBaike: Fototra dimyFaritra SofiaEkaterina IINapoléon IJodasy IskariôtaWayback MachineSahih al-BukhariAntônio de Oliveira FilhoBaike: MpandrindraKatsakaSaryFiteny indônezianaAnjelyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKutub al-SittahBaike: Kianjam-pasikaKininina (zavamaniry)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanoroana:Ahoana no manao takelakaForyWash WestBokin' ny SalamoAziaFiteny javaneyHerinandro MasinaOdyValladolidWikimedia CommonsFanasan-tongotra (fivavahana)René DescartesGugnécourtSorona masinaSary:The Minnesota legislative manual. 1985-1986.pdfFanasan' ny TompoSokajy:Teraka tamin'ny taona 1701