Fetin'ny Reny

Ny Fetin'ny Reny dia andro firavoravoana ankalazaina hanomezam-boninahitra sy fanehoam-pitiavana ny reny ao amin'ny firenena maro eto an-tany. Amin'io fety io dia manolotra fanomezana ny reniny ny zanaka (na zaza na olon-dehibe) ka mety ho mofo mamy izany na voninkazo na zavatra hafa izay namboariny tany an-tsekoly na tao an-trano na novidina teny an-tsena. Miovaova araka ny firenena mankalaza azy ny datin'ny Fetin'ny Reny nefa ny volana Mey no nosafidin'ny firenana maro. Ao Belzika sy ao Kanada ary amin'ny firenena maro hafa koa dia ankalazaina amin'ny Alahady faharoan'ny volana Mey ny Fetin'ny Reny. Ao Frantsa sy ao Monako ary ao amin'ireo firenena afrikana maro miteny frantsay dia mankalaza io fety io amin'ny Alahady farany amin'ny volana Mey, afa-tsy raha mifanojo amin'ny Pentekosta izany Alahady izany izay mahatonga io fety io haroso amin'ny Alahady voalohany ao amin'io volana io. Ny ao Loksamborga dia ankalazaina amin'ny Alahady faharoan'ny volana Jona ny Fetin'ny Reny.

Mofomamy ho an'ny Fetin'ny Reny
🔥 Top keywords: Baike: FandraisanaJinyIndôneziaModule:ArgumentsManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaKabary famangianaEjipta tamin' ny Andro TalohaBaike: Efemerida/toromarikaPaskaFiraisana ara-nofoManokana:Fiovana faranyBaike: FikambananaMediaWikiFiteny jeôrjianaDokuWikiHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFanandroana malagasyMadagasikaraAdékanmi OlufadéTuriúbaWikimedia FoundationTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki BaikeBaike: CopyrightsAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaBaike: DinikaAl-TabariTorkiaAl-Nasa'iWikibolanaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesTaom-baovao malagasyWikimaniaSahih al-TirmidhiRobin WilliamsFanoroana:FandraisanaKolontsaina malagasyWilliam KamkwambaBetsimisarakaAbu Dawud al-SijistaniWikiBatisaSiddhartha GautamaDidy FoloSikidy malagasyFampakaram-badyAl-TirmidhiSiansaVendéeTetiandro malagasyIbn MajahFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraBaike: Community PortalBilbaoBaike: MombamombaMuhammad al-BukhariOniversiteAostraliaFiteny araboBaike: Fototra dimyFaritra SofiaEkaterina IINapoléon IJodasy IskariôtaWayback MachineSahih al-BukhariAntônio de Oliveira FilhoBaike: MpandrindraKatsakaSaryFiteny indônezianaAnjelyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKutub al-SittahBaike: Kianjam-pasikaKininina (zavamaniry)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanoroana:Ahoana no manao takelakaForyWash WestBokin' ny SalamoAziaFiteny javaneyHerinandro MasinaOdyValladolidWikimedia CommonsFanasan-tongotra (fivavahana)René DescartesGugnécourtSorona masinaSary:The Minnesota legislative manual. 1985-1986.pdfFanasan' ny TompoSokajy:Teraka tamin'ny taona 1701