Afganistàna

د افغانستان اسلامي جمهوریت
جمهوری اسلامی افغانستان
(Di Afganistan Islami Jomhoriyet
Jomhore Eslami-Ye-Afghanistan)
République islamique d'Afghanistan
{{ {{{langue}}} }}
Afganistàna ((mg))
Drapeau de l'Afghanistan
(Antsipirihany)
Teny filamatra : Andriamanitra no ngeza indrindra, Tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy Allah sy Môhameda.
Teny ofisialypachto, persan (dari)
RenivohitraKaboul
34°30' N, 69° 10' E
Tanàna ngeza indrindraKaboul
Fitondrana sy governemanta
 - Président
République islamique
Hamid Karzaï
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 41
652 000 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2006)
 - hakitroka
faha 38
31 056 997[1] mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaAfgana
IDH (1993)0,229 ()
Sandam-bolaAfghani (AFN)
Faritr'oraUTC +4:30
Hiram-pirenenaMilli Tharana
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+{{{indicatif_téléphonique}}}

Ny Afganistàna na Repoblika Islamikan' i Afganistàna dia firenena any Azia Afovoany tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i Pakistana, amin' i Tajikistana, amin' i Iràna, amin' i Torkmenistàna, amin' i Ozbekistàna ary amin' i Sina.

Atao hoe د أفغانستان اسلامي جمهوریت izy amin' ny fiteny pastô, ary جمهوری اسلامی أفغانستان amin' ny fiteny dary.

Ny faritra misy an' io firenena io dia ifanenan' ny foko maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any Eorôpa ho any Azia na avy any Azia mankany Azia Andrefana na makany Eorôpa. Tamin' ny Andro Taloha, io faritany io dia efa faritany nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny Iranianina, ny Tiorka na ny Arabo. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i Gengis Khan, i Aleksandra Lehibe sns.

Taorian' ny nionganan' ny Empira Persa Afsarida dia lasa mizaka tena (tamin' ny 1747) i Afganistàna eo ambanin' ny jeneraly Ahmad Khan Abdali, lasa padishah an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany nisy azy tamin' ny Andro Taloha, vaorin' ny Empira Baktriana, ny Empira Kosàna na ny Empira Gazvenida.

Taorian' ny Ady Anglô-Afgana faharoa, ny Britanika dia tsy namela an' i Afganistàna tany, fa milaza ny Britanika fa tsy hidikiditra anatin' ny raharaha anatin' ny faritra. I Afganistàna dia lasa firenena "manefitra" tamin' ny taona 1879 hatramin' ny taona 1919, fa mbola mahazo mizaka tena ara-pôlitika anatiny.

Jereo koahanova

Firenena ao Azia: Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Vahoaka ao Afganistàna: Pastona - Fiavian'ny Pastona

Kôntinenta eto an-tany

Tsiahyhanova

  1. CIA, The world factbook
🔥 Top keywords: Baike: FandraisanaJinyIndôneziaModule:ArgumentsManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaKabary famangianaEjipta tamin' ny Andro TalohaBaike: Efemerida/toromarikaPaskaFiraisana ara-nofoManokana:Fiovana faranyBaike: FikambananaMediaWikiFiteny jeôrjianaDokuWikiHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFanandroana malagasyMadagasikaraAdékanmi OlufadéTuriúbaWikimedia FoundationTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki BaikeBaike: CopyrightsAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaBaike: DinikaAl-TabariTorkiaAl-Nasa'iWikibolanaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesTaom-baovao malagasyWikimaniaSahih al-TirmidhiRobin WilliamsFanoroana:FandraisanaKolontsaina malagasyWilliam KamkwambaBetsimisarakaAbu Dawud al-SijistaniWikiBatisaSiddhartha GautamaDidy FoloSikidy malagasyFampakaram-badyAl-TirmidhiSiansaVendéeTetiandro malagasyIbn MajahFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraBaike: Community PortalBilbaoBaike: MombamombaMuhammad al-BukhariOniversiteAostraliaFiteny araboBaike: Fototra dimyFaritra SofiaEkaterina IINapoléon IJodasy IskariôtaWayback MachineSahih al-BukhariAntônio de Oliveira FilhoBaike: MpandrindraKatsakaSaryFiteny indônezianaAnjelyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKutub al-SittahBaike: Kianjam-pasikaKininina (zavamaniry)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanoroana:Ahoana no manao takelakaForyWash WestBokin' ny SalamoAziaFiteny javaneyHerinandro MasinaOdyValladolidWikimedia CommonsFanasan-tongotra (fivavahana)René DescartesGugnécourtSorona masinaSary:The Minnesota legislative manual. 1985-1986.pdfFanasan' ny TompoSokajy:Teraka tamin'ny taona 1701