Robinson Jean-Louis

(tonga teto avy amin'ny Jean Louis Robinson)
Jean-Louis Robinson
Ankapobeny
Anarana Jean-Louis Robinson
Teraka 22 Martsa 1952
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa :
Fiainana manokana

Jean-Louis Robinson, teraka tamin'ny 1952 tao Ampasikely, dia olom-pirenena malagasy.

Tamin'ny governemantan'i Ravalomanana izy dia minisitry ny fanatanjahan-tena, ny fahasalamana, ny fandrindram-piterahana, ny fiarovana ara-tsôsialy (2004-2008) ary minisitry ny kolontsaina.

Kandidà ny antoko AVANA amin'ny fifidianana filoham-pirenena malagasin'ny taona 2013 ary lohalaharana tamin'ny fihodinana voalohany.

Biôgrafia hanova

Teraka tao Ampasikely tamin'ny 1952 i Jean-Louis Robinson. Nianatra tao amin'ny ESSCA Antanimena ary nahazo ny bakalaorea Siansa ara-traikefa tamin'ny 1970, nianatra tao amin'ny Oniversiten' Antananarivo izy ary nivoaka ho dokotera tamin'ny 1980.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.